Music Video & Lyrics Bolo – Malalalala

Bolo – Malalalala

Download Malalalala Mp3 by

The sensational musician from Madagascar , comes through with a song called “Malalalala“, and was released in 2025. This amazing and inspiring track is a must listen for any music lover. With its message and captivating melody, “Malalalala” is an addition to any playlist. Whether you want to download the mp3 watch the video or sing along with the lyrics, “Malalalala” is undeniably a song that will deeply touch the hearts of everyone who encounters it.

Get the MP3 audio, download, stream, and share this amazing song with your friends and family. When you share it, you’re spreading the goodness and joy of the song. #CeeNaija

DOWNLOAD HERE

Download More BOLO Songs Here

Lyrics: Malalalala by

Tsy mba ianao ilay sipa modely, miseo manjakely fa te ho lany Miss
Fa ianao botakely tsy dia be mpijery, ny voay aloha tsy any mihitsy
Tsy ianao ilay mahatoky tena, te ho jerena fa tsaratsara bika
F’ianao manontany tena hoe tokony hiena nefa ‘zao enao no tiako

Aminao foana ny masoko.. amin’ilay fe mifampikasoka
Midoladola ohatran’ny ganagana iny mihitsy no tsy aritro
Tanako te hikasoka, ‘zay rehetra mi-dépasse
ka tonga tao an-tanana feno anao ilay deux places

Dia nalaiko ihany (ngoma,ngoma)
Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)
Dia nalaiko ihany (fitiavana foana)
Dia nalaiko ihany (malala)

Mala..lala..lala, mala..lalalalalala
Malala..lala.. lala, mala.. lalalalalalala
Mala..lala..lala, mala..lalalalalala
Malala..lala.. lala, mala.. lalalalalala

Tsy ianao ny farany tsara, f’ianao ny farany tiako
Ny ao aloha ny ao afara aleo hisy an’izany mihitsy
Nefa tsy any fa ilay ao anatinao oa no atokiso
Tsy ianao ny farany tsara oa ry sipa f’ianao ny farany tiako

Dia nalaiko ihany (ngoma,ngoma)
Dia nalaiko ihany (tsy misy hoe aona)
Dia nalaiko ihany (fitiavana foana)
Dia nalaiko ihany (malala)

Mala..lala..lala, mala..lalalalala..la

Comment below with your feedback and thoughts on this post.